top of page

"Iray ny tena, ary iray ny Fanahy,dia toy ny niantsoana anareo ho amin'ny fanantenana iray momba ny fiantsoana anareo; iray ny tompo, iray ny finoana ,iray ny batisa, iray Andriamanitra sady Rain'izy rehetra, Izay ambonin'izy rehetra sy manerana azy rehetra ary ao amin'izy rehetra, fa samy nomena ny fanomezam-pahasoavana araka ny ohatry ny fanomezan' Kristy
avy isika rehetra"
Efesiana 4: 4-7

FANDAHARANA

FIANARAN-KIRA NY ANTOKO MPIHIRA - MSGASABOTSY FAHA-2 NY VOLANAFrankfurt
VONDROM-BAVAKAASABOTSY @ 9 ora alinaSkype
FOTOAM-PIVAVAHANAALAHADY FAHA-4 NY VOLANA @ 1 ora sy sasanyFrankfurt am Main
FANDINIHANA SORATRA MASINAALAHADY FAHA-2 NY VOLANA @ 1 ora sy sasanyZoom
bottom of page





