top of page

FANDAHARAM-POTOANA

ALAHADY FAHA-4 NY VOLANA

Fanompoam-pivavahana

Fanompoam-pivavahana izay hanasana Ray aman-dreny am-panahy (Pasitora, Mompera). Manomboka amin' ny 1 ora sy sasany ny fotoana ary atao ao amin' ny Heusingerstraße 1, 65934 Frankfurt am Main. Raha misy fiovàn' ny fotoana sy ny toerana dia lazaina mialoha ihany.

ASABOTSY FAHA-2 NY VOLANA

Famerenan-kira

  • Ny famerenan-kira ho an' ny antokom-pihira MSG dia manomboka amin' ny 1 ora tolak'andro.

* Ny toerana dia lazaina mialoha ihany.​

ALAHADY FAHA-2 NY VOLANA

Fandinihina soratra masina

  • Ny fandinihana soratra masina dia manomboka amin'ny 1 ora sy sasany.​​

* Ny toerana na ny lien dia lazaina mialoha ihany.​

ASABOTSY HARIVA 

Vondrom-bavaka

Isaky ny asabotsy hariva, isak' erinandro amin' ny 9 ora alina dia misy ny vondrom-bavaka. Fotoana hiarahantsika mifampitondra am-bavaka. Amin' ny alalan' ny Skype no tanterahina ny fotoana. 

 https://join.skype.com/pR6IN3INiNCl

bottom of page